mercredi, janvier 11, 2006

Manga

12 Comments:

Blogger Hjk said...

manga-tsika ve io sa mafana ?

1/11/2006 07:52:00 PM  
Blogger Vaomiera said...

Manga-nohano lol

1/12/2006 01:28:00 AM  
Blogger sipakv said...

Harinjaka : 40 degres Fahrenheit, eo amin'ny 5 degres Celsius eo ho eo. Mafana aty izany raha volana Janvier. Androany ary 60 degres Fahrenheit ! Tsy mila manteau akory.

Vaomiera: vao nahazo lens vaovao aho naterin'i Dadabe Krismasy dia milalao.

1/12/2006 06:39:00 AM  
Blogger Hjk said...

ny anao no mety :) mivoaka tsara le sary sady mazavatra tsara ny lokony :)

1/12/2006 11:18:00 AM  
Anonymous Lilia said...

Pour un manga, tena manga-be!!
Aiza io ?!!

1/13/2006 03:38:00 PM  
Blogger sipakv said...

taty wash dc io, tamin'ny week-end teo.

1/14/2006 06:37:00 AM  
Anonymous Rajiosy said...

iny mangan-danitra iny...
hoy randja zanamihoatra

1/18/2006 02:32:00 PM  
Blogger sipakv said...

O Rajiosy an, mamaly ilay comment-nao tary amin'ny e.r. eto aho fa tsy te hi-hijack ny blog-ny.
fa angaha kosa tsy tianao ry emmanuel doungala, sony labou tansi, maryse conde, alain mabanckou, fatou diome, aminata saw fall, ananda devi, etc... Betsaka kosa ny francophones amin'izao fotoana no manoratra tsara e.

Ary mitovy amiko ianao izany fa izaho koa tia mpanoratra karana be : Salman Rushdie, Arundhati Roy, Michael Ondaatje, Jumpa Lahiri, Anita sy Kiran Desai, Hanif Kureishi, Shashi Deshpande etc... Fa i VS Naipaul no tsy dia voako loatra.

1/19/2006 03:44:00 AM  
Blogger sipakv said...

anaovy poeme rajiosy an !

1/19/2006 03:46:00 AM  
Anonymous Rajiosy said...

be dia be ny tsy arako @ ireo tanisainao ireo afa-tsy hoe i dongalahy angaha raha malagasy izy io ?

@ ilay poema aloha dia tena tsisy aingam-panahy mihitsy izao - lany migika any am-piasana, migika aty an-trano
taloha fony nalaza ny tao @ TIM sady be mpiteniteny foana dia namely kely ny bandy saingy tsy natao ho an'ny sofin'ny andriambavilanitra e

i VS Naipaul novinakiko t@ dikan-teny frantsay taloha fa tsy dia ni-tira loatra (à la courbe du fleuve) fa nony vao haingakaingana aho namaky an'i Half of a life avy dia teny anglisy sady fohifohy dia tiako be. eo am-pamakiana ny tohiny magic seeds aho izao fa mbola milay kah...ohatran'ny mitovitovy feeling izy sy i Coetzee

raha mahita poezia tavela any amin'ny sisin-tosy any aho ka azo vakiana dia alefako aty aminao e :-)))

angamba mpampianatra literatiora frantsay ianao na manao thèse momban'io ? ka efa hiofo ho sipakp izany knou --> kinga penina ??

1/19/2006 01:53:00 PM  
Blogger sipakv said...

tsy prof sady tsy thesarde fa tia boky fotsiny. sipakp tokoa angamba no tokony nataoko pseudo. ha ha

dia efa miandry ny diam-peninao izany an !

andraso averiko jerena indray i vs naipaul raha izany hoe toa i coetzee izany. nisy interview-ny novakiako izay mantsy dia ohatry ny tsy tiako ny zavatra nolazainy tao momba ny mainty hoditra.
i coetzee koa toa hafahafa ihany ny tantara soratany (i.e. disgrace) fa ny azy aloha dia powerful be no sady concis ny fomba fanorany e. tiako be.
sinon marina ny lazainao fa feno cadavre sy excrement be izany foana ny soratan'i jlr fa raisina ho images daholo ihany ireny e !

1/19/2006 02:38:00 PM  
Anonymous Roulette Bets said...

Brilliant idea

6/05/2011 03:26:00 AM  

Enregistrer un commentaire

<< Home